Ny fanomezana solon’anarana (totemisation) araka ny tantara
18 juillet 2019
Teo amin’ireo amerindiens, foko zanatany tany Amerika, rehefa tonga teo amin’ny atao hoe « taonan’ny mpiady» ny zatovolahy iray dia alefa hitady volom-boromahery ka tsy mahazo miverina ao an-tanànany raha tsy mitondra. Izany no nentiny hanaporofoana fa afaka hiaro ny foko misy azy izy. Tany amin’ny foko « zoulou » tany Afrika indray dia tahaka […]