Manana fahaiza-manao momba ny fitarihana sy fandaminana
Mpitory teny
Mandrindra (gestionnaire)
Organisateur
Fanentanana hetsika Fitarihana sy fanatanterahana tetikasa

Taridalana fanofanana Loholona
9 février 2024

Fepetra ifidianana Loholona Mpiandalana 17 taona no ho miakatra no fidiana ho Loholona. Mpandray ny Fanasan’ny Tompo na mpanatona ary efa nahavita donak’afo. Efa mahafantatra ny zava-kendren’ny Tily Eto Madagasikara ny Loholona. Maharitra 2 taona ny asan’ny Loholona, nefa ny mpiray Fokonolona ihany no mandinika na tokony ho soloina izy na tsia. Raha tsy voafidy […]

Dingana fananganana tetikasa
27 janvier 2024

KETRIKA (idée, rêve, attente) KETRIKA no anarana iantsoana fivorian’ny Mpitarika ao amin’ny Sampana Menafify (Fokonolona– Fileovana). Ao amin’ity dingana ity no sehatra ifanakalozan-kevitra, ipoiran’ny hevitra iraisana ka ifanekena ho iaraha-manatanteraka. Zokiolona : Manoro ny mpitarika ny fomba fiadian-kevitra mahomby, mikaroka lalao manodidina ny fifanakalozankevitra, mandrinda ny ady hevitra, Manampy ny Mpitarika hahay haneho hevitra, misarika […]

Talenta hafa manakaiky