- Mahafantatra ireo ireo kojakoja eo amin’ny fankantsary (diaphragme, objectif, obturateur sns..) sy ny asany avy.
- Mahafantatra ary mampihatra ny lalana amin’ny fomba fangalana sary (lois de la photographie). Ny zavatra ho alaina sary (sujet), (point et angle de vue), hazavana, effets speciaux.
- Manana tahirin-tsary skoto voatahiry ao anaty album, sary telo mitsangana, sary telo mitsivalana, sary nalaina teo no eo, sary nalaina contre-jour, sary nalaina amin’ny alina.
- Mahalala ny tantaran’ny fankantsary sy ny fangalana ary ny mpaka sary.
- Mahay manao cadrage
- Tia sy liana amin’ny fangalana sary
ODD mifandray :
ODD 8 - Asa mendrika sy fitomboan'ny harinkarena