- Mahay manazava ny fomba fampatoriana zaza.
- Mahay manamboatra sakafonjaza sady mahay manazava ny fepetra tokony ho raisina amin’izany.
- Mahafantatra sy mahay ny fomba famahanana zaza.
- Mahafantatra ny faritra tokony asiana « talc » eo amin’ny zaza rehefa avy mampandro azy
- Mahay manazava ny fomba fampiakanjoana sy ny fomba fitaizana zaza.
- Mahita sy mahay hira dimy fandrotsirotsiana zaza.
- Mahay manasa sy manampy ary mipasoka akanjonjaza ary mahay ny fomba fampirimana azy.
- Mahavita mitaiza zaza miisa dimy ary mahazo fankasitrahana avy amin’ny ray amandreniny.
ODD mifandray :
ODD 3 - Fisitrahana fahasalamana
ODD 5 - Miralenta