- Mahalala ny lalàna folon’ny fahasalamana sy ny fampiharana izany
- Manana vatakely misy ireo fanafody sy fitaovampitsaboana maika.
- Fahaiza mitsabo: vaky rá, may, torana (famelomana), safotra, folaka (otra), tapaka, ratra sy aretina madinika;
- Mahalala ny zavatra tokony hatao manoloana ny loza tampoka
- Manana ny toetran’ny mpamonjy voina: fahatoniana, filaminana iray
- Mazoto mampianatra sy mandalina momba izany
- Mahay mampianatra sy mandalina momba izany
- Mahay mampianatra ny lalan’ny fiarovana sy fahadiovana
ODD mifandray :
ODD 3 - Fisitrahana fahasalamana