- Mahafantatra ny lalàna folon’ny fahasalamana
- Mahafantatra ny toetra tokony hananan’ny mpamonjy voina
- Mahalala zava-maniry vitsivitsy azo atao fanafody
- Mahay manao pansement
- Mahavita bandage (folaka, mipitsoka…)
- Mahay manamboatra brancard
ODD mifandray :
ODD 3 - Fisitrahana fahasalamana