Afaka manazava ny zon’ny ankizy
Mahafantatra ary mandray anjara hatrany amin’ny andro iraisam-pirenena amin’ny zon’ny ankizy
ODD mifandray :
ODD 10 - Mihena ny tsy fitoviana
Afaka manazava ny zon’ny ankizy
Mahafantatra ary mandray anjara hatrany amin’ny andro iraisam-pirenena amin’ny zon’ny ankizy
ODD mifandray :
ODD 10 - Mihena ny tsy fitoviana
Ireo foto-kevi-dehibe iorenan’ny zon’olombelona Fitoviana : Mitovy daholo ny olombelona rehetra amin’ny fisitrahana 20, eo anatrehan’ny lalàna, tsy misy fijerena saranga, finoana, fihodirana,fiaviana … Tsy fanavahana : Tsy misy anavahana ny olombelona rehetra na ara-piaviana, na ara-pinoana, na ara-tsaranga, na ara-pananahana fa misatraka zo daholo. Fampandraisana anjara sy fandraisana anjara : Rehefa misy hetsika atao […]
Ny ala sy ny zo fototra maha-olona Mitazona anjara toerana amin’ny fiainanan’ny olombelona ny Ala. llaina eo amin’ny andavan’androm-piainana mihitsy izy. Miantoka ny fahavitan-tena ara-tsakafo ohatra izany; toy izany koa ny rano fisotro madio, izay ianteheran’ny fambolena sy ny fiompiana ihany koa; iantohan’ny fahasalamana feno ihany koa ny fananana ala voakajy ary miantoka ny fisitrahana […]
Amin’ny maha-hetsi-panabeazana tanora ny skotisma dia saika voakasiky ny zon’ny ankizy avokoa ny maro amin’ireo beazina ao (06 hatramin’ny 25 taona). Ny volana janoary 2022 dia nanomboka niara-niasa tamin’ny UNICEF sy ny Médiature de la République ny Tily eto Madagasikara, izay samy misehatra amin’ny fampiroboroboana ny zon’ny ankizy. Inona no atao hoe zon’ny ankizy ? […]