Ireo marika andraikitra (barety)

Ny fampiasana ny “barety” eo an-tsoroka ho marika andraikitra dia isan’ny marika nolovaintsika tamin’ny fampiasan’ny skotisma frantsay tany amin’ny taona 1956 ka mbola notanana hatramin’izao (Sur les traces, 1956). Mirefy 5 x 1,5 cm ny marika andraikitra ary mipetraka eo amin’ny soroka. Ny mpanabe efa nahavita ny fanekena maha-mpiandraikitra no miambozona barety. Marika andraikitra fanabeazana … Lire la suite de Ireo marika andraikitra (barety)