HIRA : 283 and.1 Mandroso eo amin’ny alitara ny PASTORA hanomboka ny fotoana. Ny TONIAN’NY FS.FLM (na ny SOLONTENANY NOTENDRENY) no mitarika ny fotoana manazava fohy ny raharaha. Ny TONIA FS.FLM na ilay solontenany no miangavy ny Filoha MPANAZAVA sy TILY handroso ety aloha hitarika ny FANEKENA hampanao hira fahavononana…