Ity no politika mitarika ny fomba fitantanana olon-dehibe ato amin’ny Tily eto Madagasikara mandritra ny fe-potoana.
Mirakitra ireo tondrozotra ahafahan’ny Tily eto Madagasikara hametraka fitantanana mahomby ireo olon-dehibe miasa an-tsitrapo. Mba ho tohana azo antoka izy ireo ahazoana manome toky ireo Beazina, Ray aman-dreny, ny Fiangonana ary ny Fiaraha-monina; Ary koa hisian’ny arofenitra mba ho Fanabeazana azo antoka no atolotry ny Tily eto Madagasikara.
Ho hitan’ise ao ny momba ny :
Fitanan-kaja
- Fampahafantarana sy fomba fampiharana azy
- Ireo endrika fahadisoana tsy azo leferina ka itakiana ny fampiharana ny fitanan-kaja
- Ireo dingana hatao isaky ny karazana trangan-javatra
- Fanatsarana miandalana ny fanabeazana
GSAT : Fomba fandrefesana vokatra kalitao ho an’ny skotisma
- Tanjona sy zava-kendren’ny GSAT
- Fomba fampiharana ny GSAT ho an’ny Tily
Arofenitra fomba fanokafana tetik’asa ho an’ny Faritany Tily
- Tanjona
- Drafi-pandaminana sy andraikitry ny tsirairay
Fiatrehana ny mety ho fifanolanana araka ny lalàna (Contentieux – Juridique)
- Tanjona
- Andraikitry ny tsirairay
- Momba ny fikasihan-tanana na fandratrana
- Code pénal
Vakoka sy Tantara
- Tanjona
- Tamboho