Ireo vokatra andrasana aorian’izao fakan-kevitra izao :
- Fanitsiana na fanatsarana ny Fitsipika Fototra, atolotra ho lanian’ny Fivoriambe MTEM ny 23-25 Aogositra 2024
- Fanitsiana na fanatsarana ny Fitsipika Anatiny, atolotra ho tapahin’ny Komity Lehibe MTEM
- Fanitsiana na fanatsarana ny Tovana, atolotra ny Foibe Tily
- Tolokevitra ho atolotra ny FIFITI
Ireto misy tahirin-kevitra afaka hanampy an’ise rehefa hanolotra fanatsarana ny fitsipika ise :
- Ny fitsipika MTEM manan-kery izao : https://bit.ly/fiitsipikaMTEM
- Constitution OMMS version 2021
- Conseils pour l’élaboration de la Constitution d’une Organisation Scoute Nationale Jan. 2019
- Manuel relatif aux ressources institutionnelles et constitutionnelles pour les Organisations Membres Oct. 2019
- Prochaine stratégie pour le Scoutisme. Doc 5B 2024c
- Informations de référence sur la stratégie pour le Scoutisme. Doc 5C 2024c
- Fehin-kevitra natolotry ny beazina tany amin’ny FITSKOTI 2022 (misy amin’ireo efa niditra lahadinika FIFITI 2022)
Fe-potoana :
- 19 jolay : Mikatona ny fakan-kevitra, ho aravina ireo tolokevitra fanatsarana rehetra
- 20 jolay 2024 : Draft zero voatolotra ho vakian’ny FIVEK Nasionaly
- 27 jolay : Voatolotra ny Komity Lehibe ary ampahafantarina ny besinimaro mba hiomanan’ireo tomponandraikitra hanapa-kevitra any amin’ny Fivoriambe (jereo and.116)
- 27 jolay 2024 : Mandany ireo volavolam-panitsiana ny fivoriambe MTEM