Azonao atao eto ny misoratra anarana ho isan’ireo mpanao gazety maharay voalohany ny fampitam-baovao avy amin’ny Tily eto Madagasikara.
Fisoratana anarana sy Fifandraisana : scout.mg/contact/
Azonao atao eto ny misoratra anarana ho isan’ireo mpanao gazety maharay voalohany ny fampitam-baovao avy amin’ny Tily eto Madagasikara.
Fisoratana anarana sy Fifandraisana : scout.mg/contact/
Ireo foto-kevi-dehibe iorenan’ny zon’olombelona Fitoviana : Mitovy daholo ny olombelona rehetra amin’ny fisitrahana 20, eo anatrehan’ny lalàna, tsy misy fijerena saranga, finoana, fihodirana,fiaviana … Tsy fanavahana : Tsy misy anavahana ny olombelona rehetra na ara-piaviana, na ara-pinoana, na ara-tsaranga, na ara-pananahana fa misatraka zo daholo. Fampandraisana anjara sy fandraisana anjara : Rehefa misy hetsika atao […]
Ny ala sy ny zo fototra maha-olona Mitazona anjara toerana amin’ny fiainanan’ny olombelona ny Ala. llaina eo amin’ny andavan’androm-piainana mihitsy izy. Miantoka ny fahavitan-tena ara-tsakafo ohatra izany; toy izany koa ny rano fisotro madio, izay ianteheran’ny fambolena sy ny fiompiana ihany koa; iantohan’ny fahasalamana feno ihany koa ny fananana ala voakajy ary miantoka ny fisitrahana […]
Hiara-hiasa mandritra ny folo taona ny skoto Tily Eto Madagasikara sy ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovain-jafy.
📜 Notsongaina tao amin’ny Journal Officiel de la République Malgache N°47. 30 Mai 1959 Nandritra ny tondra-drano mahery vaika tamin’ny Martsa 1959, ny skotisma malagasy izay hivondronan’ny Fanilo, Mpanazava , Antily, Tily ary Kiady, dia nampiseho fanoloran-tena tsy hay tohaina tamin’ny alalan’ny fanatanterahana ny adidiny amin’ny maha-skoto azy. Nahay nandray ny andraikiny tamin’ny fahafoizan-tena feno […]