Fanekena Tily
5 avril 1955
Ireto telo ireto no eken’ise raha miditra ho Tily ise: Hanompo an’Andriamanitra Hiasa ho an’ny tanindrazana sy ny namana Hanoa ny LalĂ na Tily TADIDIO IRETO :
Ireto telo ireto no eken’ise raha miditra ho Tily ise: Hanompo an’Andriamanitra Hiasa ho an’ny tanindrazana sy ny namana Hanoa ny LalĂ na Tily TADIDIO IRETO :
Loharano : Archives dĂ©partementales du Val-de-Marne Dikateny sy feo lafika : Mi-Tily Serasera Hijery horonantsary miavaka ianao, notsoahina tamin’ny tahirin-tsarin’ny « Ă©claireurs et eclaireuses unioniste de France ». Ity horonatsary ity dia notontosaina tamin’ny taona 1951 ary voatahiry amin’ny arisiva ao Val de Marne, tafiditra tao anatin’ny PAGEBManeho antsika ny lasy niraisan’ny « Ă©claireurs protestant […]
Ry skoto namana, Raha efa nahita ilay tantara andapihazo Peter Pan iny ise dia tsaron’ise tsara angamba ilay lehiben’ny jiolahin-tsambo, mandany fotoana ery mamerina foana ny hafatra farany ho apetrany. Satria manahy mafy izy hoe raha tonga ny andro hahafatesany dia tsy hanam-potoana anaovana izany intsony izy. Tonga eo amin’izany toerany izany aho ankehitriny, eny […]
Tamin’ny Alahady 09 avrily 1922 (Alahadin’ny sampan-drofia io andro io) no niseho voalohany tamin’I RevĂ©rend Joseph Fuhler RADLEY teo amin’ny tohatoha-bato miakatra ho an’ny Antaninarenina ireo sokajy voalohany izay notarihan’I Michael Rajohnson sy ny ekipany dia– Eugène RAZAFITRIMO– Philippe ANDRIANARIJAONA– Alban RATSIVALAKA– Albert Rakoto RATSIMAMANGA Toy izao ny fitantaran’i Albert Rakoto RATSIMAMANGA : Isaky ny […]