Politika Nasionaly Fanabeazana Tily
25 février 2018
Iaraha-mahalala ny zava-misy aminâizao fotoana izao, indrindra eo aminâny lafiny Fanabeazana, fa tena mila manao ezaka isika zoky, Ray aman-dReny, olon-dehibe aminâny sehatra samihafa eto aminâny Fiaraha-monina misy antsika, ny aminâny hanohanana ireo tanora eo aminâny lafiny Fanabeazana. Iraka napetraky ny Tompo amintsika rahateo izany. Manana iraka manokana ny Departemanta Fanabeazana na ny DFB ny […]