Politika iraisam-pirenena « Aro amin’ny herisetra »
8 mars 2022

Hodidina  Nanomboka teo amin’ny nandraisan’ny Fivoriamben’ny skotisma manerantany ny Fanapahan-kevitra 2002-07 « Arovy amin’ny herisetra sy ny loza ny skoto », ny taona 2002, dia fivoarana maro no efa hita teo anivon’ireo fikambanana Skoto isaky ny firenena (A/OSN) sy teo amin’ny sehatra manerantany izay nahafahana nandray anjara tamin’ny fampandrosoana ny sehatry ny fiarovana ny ankizy sy ny […]

Zon’ny ankizy
2 mars 2022

Amin’ny maha-hetsi-panabeazana tanora ny skotisma dia saika voakasiky ny zon’ny ankizy avokoa ny maro amin’ireo beazina ao (06 hatramin’ny 25 taona). Ny volana janoary 2022 dia nanomboka niara-niasa tamin’ny UNICEF sy ny MĂ©diature de la RĂ©publique ny Tily eto Madagasikara, izay samy misehatra amin’ny fampiroboroboana ny zon’ny ankizy. Inona no atao hoe zon’ny ankizy ? […]

Ny marika « Ravinala » sy « SCOUTS » (logo)
21 février 2022

Mampiasa marika roa samy sarobidy aminy ny skoto Tily eto Madagasikara : ny marika (logo « SCOUTS ») sy faneva (Fleur de lys) an’ny skotisma iraisam-pirenena, mariky ny fiombonana amin’ireo skoto rehetra manerana an’izao tontolo izao. ny marika Ravinala, mariky ny fiombonan’ny skoto Tily rehetra eran’i Madagasikara sy any ampitan-dranomasina. Mariky ny fiombonana ny marika ampiasaintsika, ary […]

Fepetra fananganana fivondronana vaovao
31 octobre 2021

Azo atao ny fanokanana Sampana Mpanazava (na/sy) Tily rehefa nahazo ny fankatoavan’ny Foiben’ny Synodam-piangonana (FSFLM/SKOA/SAMPATI/SFTIMPA/SATIMPA) sy ny Komity Lehibe MTEM ary ny Foibe (MEM/TEM).  Ka ireto avy no fepetra takiana amin’izany : Sampana efa nitsangana enim-bolana fara-fahakeliny  Sampana efa vonona ary ara-dalĂ na tsara eo anivon’ny Fiangonana  Sampana efa vonona  ary ara-dalĂ na tsara eo anivon’ny Fikambanana […]

Tantaran’ny Faritany Tily Matsiatra Ambony
22 septembre 2021

1938: Dokotera teny Tambohobe i DENIS RAKOTOARIMANANA. Izy no namory tanora maromaro tao Ivory Avaratra fa manam-pikasana hitondra ny skotisma tao Fianarantsoa. Teny amin’ny Sekoly Rabaut Saint Etienne Ivohidahy no nisoratra anarana, ary teny no nivory ireo nanolo-tena hanao Skoto tao Fianarantsoa. 12 mirahalahy no niara-nivory, nianatra teknika sy ny momba ny Tily. Tafatsangana soa […]

Ny tsara ho fantatra momba ny code morse: teknolojian’ny taonjato faha-XIX
7 mai 2021

Raha vao miresaka teknika fampitan-kafatra dia « morse » no tonga  voalohany ao an-tsaina. Teknika nanana ny maha-izy azy mihitsy ny morse nandritra ny taonjato faha-XIX sy ny fiandohan’ny taonjato faha-XX rehefa niroborobo ny fifandraisana tamin’ny alalan’ny telegraphe. Ny skoto no anisan’ny tena nampiasa io teknolojia io ary nalaza tamin’ny fifehezana azy, ankoatra ireo nampiasa […]

Litorijia firaisam-pinoana iombonan’ny tily
18 avril 2021

Ireto zaraina ireto misy tondrozotra fandrafetana ny fotoam-pivavahana amin’ny karazam-potoana samihafa mety hiainan’ny Tily any am-pivondronana na eny anivon’ny Faritany, indrindra raha hetsika iraisam-pinoana iarahana sinodam-piangonana maromaro. Litorjia Salamo (azo hiraina na vakiana) Hira Vavaka fisaorana Hira Toriteny na hafatra Vavaka fifonana Hira Ranombavaka (faranana amin’ny vavaka nampianarin’ny Tompo) Rakitra Tsodrano Vavaka sy hira famaranana […]