Ireto zaraina ireto misy tondrozotra fandrafetana ny fotoam-pivavahana amin’ny karazam-potoana samihafa mety hiainan’ny Tily any am-pivondronana na eny anivon’ny Faritany, indrindra raha hetsika iraisam-pinoana iarahana sinodam-piangonana maromaro.
Litorjia
Salamo (azo hiraina na vakiana)
Hira
Vavaka fisaorana
Hira
Toriteny na hafatra
Vavaka fifonana
Hira
Ranombavaka (faranana amin’ny vavaka nampianarin’ny Tompo)
Rakitra
Tsodrano
Vavaka sy hira famaranana
NB:
- Solotena 02 farafahakeliny
- Zioga mena
- Tsy asiana lokom-piangonana
- Hira (azo atao daholo ny sinodam-piangonana)
- Hira skoto
- Hira evanjelika
- Ranom-bavaka azo elanelanina hira na salamo
- Vavaka nampianarin’ny Tompo aorian’ny ranom-bavaka
LASY FIOFANANA
Tanjona : fiombonana manomboka tontolo andro sy fitondrana am-bavaka ny Lasy ary fanasongadinana loha-hevitra mandritry ny Lasy.
Fanombohana :
Hira
Fiarahabana Apostolika
Fiderana :
Salamo
Hira
Vavaka …. + « Rainay izay any an-danitra »
Tenin’Andriamanitra
Hira
Vakiteny : Testamenta Taloha
Epistily
Filazantsara (Mitsangana rehefa mamaky azy)
Vavaka
Toriteny (na hafatra)
Ranom-bavaka ohatra: (Lasy, Mpizaika, mpiofana, fianakaviana….)
Raharaha
Famaranana
Hira
Tsodrano (raha misy mpitondra fivavahana na mpiofana aza dia aoka ho izy no hanao izany)
Hira
Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, Amena
Fanokafana taom-panabeazana
Tanjona : fiombonana, fitondrana am-bavaka ny taom-pibeazana, fanolorana tompon’Andraikitra
Fanombohana :
Hira
Fiarahabana Apostolika
Fiderana :
Salamo
Hira
Vavaka …. + « Rainay izay any an-danitra »
Tenin’Andriamanitra
Hira
Vakiteny : Testamenta Taloha
Epistily
Filazantsara (Mitsangana rehefa mamaky azy)
Vavaka
Toriteny (na hafatra)
Ranom-bavaka
Rakitra . Hira…., fanolorana.
Raharaha
Fanokafana (Fomba skoto)
Fanolorana tompon’andraikitra
Raharaha sy fampitam-baovao
Fanokafana amin’ny Fomba ofisialy (aoka ho ny Filohan’ny KL, na Kopa na KP na izay solo-tenany no hanao izany)
Famaranana (Fomba Skoto)
Famaranana
Hira
Tsodrano (raha misy mpitondra fivavahana na mpiofana aza dia aoka ho izy no hanao izany)
Hira
Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, Amena
Sahan’asa
           Tanjona : fitondrana am-bavaka ny sahan’asa atrehina.
Fanombohana
Fiderana :
Salamo
Hira
Vavaka + « Rainay izay any an-danitra…. »
Tenin’Andriamanitra
Vakiteny + hafatra (…)
Vavaka (miompana amin’ny sahan’asa)
Famaranana
Hira
Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, Amena