Manaiky aho, tsy anio ihany
Fa hiezaka hatrany
Hitia Anao ry Ray
Andriamanitro hatrizay
Manaiky aho, tokoa tokoa
Fa hiasa an-kerim-po
Ho an’ny tany mamiko
Madagasikara taniko
Isan’andro aho hazoto
Hanampy olona hilofo
Ka ho toaviko ao am-po
Ireo lalàna an-kiroa