Tolokevitra fanatsarana rafitra sy fitsipika

Ireo vokatra andrasana aorian’izao fakan-kevitra izao : 

  1. Fanitsiana na fanatsarana ny Fitsipika Fototra, atolotra ho lanian’ny Fivoriambe MTEM ny 23-25 Aogositra 2024
  2. Fanitsiana na fanatsarana ny Fitsipika Anatiny, atolotra ho tapahin’ny Komity Lehibe MTEM
  3. Fanitsiana na fanatsarana ny Tovana, atolotra ny Foibe Tily
  4. Tolokevitra ho atolotra ny FIFITI

Ireto misy tahirin-kevitra afaka hanampy an’ise rehefa hanolotra fanatsarana ny fitsipika ise : 

  1. Ny fitsipika MTEM manan-kery izao : https://bit.ly/fiitsipikaMTEM
  2. Constitution OMMS version 2021
  3. Conseils pour l’élaboration de la Constitution d’une Organisation Scoute Nationale Jan. 2019
  4. Manuel relatif aux ressources institutionnelles et constitutionnelles pour les Organisations Membres Oct. 2019
  5. Prochaine stratégie pour le Scoutisme. Doc 5B 2024c
  6. Informations de référence sur la stratégie pour le Scoutisme. Doc 5C 2024c
  7. Fehin-kevitra natolotry ny beazina tany amin’ny FITSKOTI 2022 (misy amin’ireo efa niditra lahadinika FIFITI 2022)

Fe-potoana : 

  • 19 jolay : Mikatona ny fakan-kevitra, ho aravina ireo tolokevitra fanatsarana rehetra 
  • 20 jolay 2024 : Draft zero voatolotra ho vakian’ny FIVEK Nasionaly 
  • 27 jolay : Voatolotra ny Komity Lehibe ary ampahafantarina ny besinimaro mba hiomanan’ireo tomponandraikitra hanapa-kevitra any amin’ny Fivoriambe (jereo and.116)
  • 27 jolay 2024 : Mandany ireo volavolam-panitsiana ny fivoriambe MTEM
Inona avy no mety voakasik'ity tolokevitr'ise ?